|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voasarimakirana |
| Singan-teny | 2voa, 3sary, 4makirana |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Karazana voasary, kely noho ny voasarimamy ny habeny ary marikivy ny tsirony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(de voasary et makirana: acide).
8Nom d'un citronnier sauvage à fruits finement verruqueux et à jus très acide. 9Variété de Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). 10Perrier de la Bâthie, Flore de Madagascar, Rutaceae (1950) p. 1185, écrit à tort : « Makirano ».. [Tanala, Bezanozano, Merina, Sakalava, Betsimisaraka, Tanosy] [1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: voankazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|