|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voasana |
| Fototeny | 2vofy |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Esorina ny hodiny: Voasy ity mananasy ity.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be peeled.
[1.2, 1.7] 6to be skinned, to be scaled. 7This word is evidently a corruption of ofasana, which should grammatically be the form of the passive verb.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on épluche, qu'on écorce; écorcer, peler; égrener (maïs).
[1.8] 9écorcé (pour les arbres) ; décortiqué (pour les arachides, etc.) ; épluché (pour les légumes). [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 voasana |
| Fototeny | 16vofy |
| Sokajin-teny | 17 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Hazavaina: Novoasan' ny mpampianatra tsara ny lesona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19to be explained by discussion.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20qu'on explique par une discussion.
[1.8] |
| Ohatra |
21 Raha voasana ny filazana ny Ramiary toy izany, dia izao teny vitsy izao no sisa ampy ho filazana azy: - Datura alba, Nees.
[1.357#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 26 savoana, 27 voasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|