|
|
|
|

Teny iditra1 voa roa ohatra ny dakam-boriky
Singan-teny  2voa, 3roa, 4ohatra, 5daka, 6boriky
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8tongotra roa no indray mamely any aoriana ka raha voany voa mafy mihitsy; voa indroa miantoana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12