|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voankazo |
| Singan-teny | 2voa, 3hazo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6fruit.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7fruit, graine.
[1.8] 8(de voa : fruit ; et hazo : arbre). 9Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. 10Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture.. [1.196] |
| Ohatra |
11 Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy.
[2.470]
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14Randzavola: voankazo ao amin' ny Baiboly (=> hanina) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|