|
|
|
|

Teny iditra1 voangona
Fototeny  2angona
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#83]
Fanazavàna teny anglisy  4collected (by some one), assembled, congregated.. [1.2#49]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on a assemblé. [1.3#47]
Ohatra  6 Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano. [2.508]
7 Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy. [2.59]
8 Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy. [2.643]
9 Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany; [2.996]
10 Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao. [2.445]
11 Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona. [2.944]
Haiendriteny 
12 Ny lasa :
Tsipelina hafa  13voaangona

Fivaditsoratra  14 avongano, 15 voangona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12