|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 voampano
Singan-teny  2voa, 3fano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ilazana ireo mibontsimbontsina madinika amin' ny hoditry ny zaza, izay vokatry ny hafanana. [1.1]
Voambolana  6 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)7 voampano
Singan-teny  8voa, 9fano
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(de voa : graines et fano).
12Les graines du fano, Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) sont surtout employées pour jouer au katra, un jeu très populaire.
13On les vend sur les marchés pour cet usage.. [Merina] [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12