|
|
|
|

Teny iditra1 voambary
Singan-teny  2voa, 3vary
Sokajin-teny  4 anarana
Ohatra  5 ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary, na voa hafa; [2.996]
Voambolana  6 Haizavamaniry: voankazo 7 Toe-karena: fambolena

Fivaditsoratra  8 voambary, 9 voaramby, 10 voarimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10