|
|
|
|

Teny iditra1  voamadilo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: voankazo
Fanazavàna teny malagasy  4  Voan' ny hazo atao hoe kily, na madilo, maniry any amin' ny tapany atsimo sy andrefana; tahatahaka ny voantsaramaso ao anaty fonony lavalava misy voany maromaro ao anatiny ny voamadilo, izay sady mamimamy kely no maharikivy, tian' ny ankizy fatratra, haniny amin' ny sira sy sakay; ny voamadilo dia manana toetra mampivalana ka azo ampiasaina raha mitohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de voa : fruit ; et dilo ou madilo : le Tamarinier). Fruits du Tamarinier, Tamarindus indica L. (Fabaceae). On vend ces fruits sur tous les marchés, y compris à Tananarive bien que l'arbre qui les fournit : kily ou madilo; Voir ces noms ; ne pousse que sur les côtes Ouest et Sud-Ouest. Riches en acide ascorbique, ils étaient autrefois appréciés des navigateurs comme antiscorbutique. Tous les navires qui touchaient Madagascar s'en approvisionnaient. La pulpe acidulée est un remède populaire. On l'administre aux enfants comme laxatif léger et comme dépuratif. On en prépare aussi des sortes de limonades. [1.196]
Ohatra  6  Nandrobona be ilay izy, lasa ohatra io fototra voamadilo io. [2.606]
Singan-teny  7  voa, madilo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  voamadilo, vola madio

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08