|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voalohany |
| Fototeny | 2aloha |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona.
5Fiandohana: Tany am-boalohany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the first in the ordinal numbers..
[1.2] 7first, the first. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8premier.
[1.3#843, 1.8] 9premièrement. 10qui est en tête. [1.3#843] 11le premier. 12en premier lieu. [1.8] |
| Ohatra |
13 Izany no hatao voalohany indrindra.
[2.324]
14 - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|