|
|
|
|

Teny iditra1  voalohandohany
Sokajin-teny  2  tambinteny
Ohatra  3  Nahavelona fanantenana marina, tamin' ny voalohandohany, Radama. [2.270#]
4  Sosoa be rano ny sakafo omena ny mpifana amin’ ny andro voalohandohany [2.436#11]
5  Tamin' izany no nidiranay voalohandohany tamin' ireny trano fisakafoana ireny. [2.356#]
6  Ary tamin' ny Andriana voalohandohany no nisy nampirafy andriambavy sy tamin' ny vahoaka ka nony niteraka dia natao hoe Hova (efa niova) ny zanany fa tsy andriana intsony. [1.436#33]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/15