Teny iditra | voalaza (laza) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny anglisy | Spoken, told, declared [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Dit [1.3] | ||
Ohatra | Marina mihitsy izany rehetra voalazany izany! hoy Renilezo sy Razaimalala
[2.324] | ||
Haiendriteny |
| ||
Teny iditra | voalaza | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taimoro, Tanala] Arbre, famille des Moracées. [1.6] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21 |