|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voainga |
| Fototeny | 2ainga |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4lifted up, raised up..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Qu' on a soulevé, levé, qu'on est allé chercher.
[1.3] |
| Ohatra |
6 ary hotapahina ny sandry efa voainga hanao ratsy?
[2.996#22.38.15]
7 Ry Iaveh ô, ny tànanao efa voaainga tsy hitan' izy ireo. [2.996#29.26.11] |
| Tsipelina hafa | 8voaainga |
| Fivaditsoratra | 9 avangio, 10 avangoy, 11 vaingao, 12 voainga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|