|
|
|
|

Teny iditra1 voahirana
Singan-teny  2voa, 3hirana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavamaniry any anaty rano izay mamony ny tatamo (Nymphaea stellata). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a kind of water lily. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7espèce de nénuphar. [1.8]
8(de voa : fruit ; et hirana : facilement accessible).
9Nom donné au fruit et à la plante : Nymphaea stellata Willd.
10(Nymphaeaceae).
11Espèce très commune et des eaux peu profondes.
12Nom et identité cités par Malzac, Decary, Descheemaeker, etc.
13Les graines étaient rarement consommées (aliment de disette) mais le tubercule était autrefois couramment utilisé comme « aliment secondaire ».
14Sa consommation répétée pouvait provoquer l'impuissance chez les hommes.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  15 voahirana an-drano maria! [2.5]
Voambolana  16 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 ivahorana, 19 ivorahana, 20 rahoviana, 21 voaharina, 22 voahirana, 23 voarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02