|
|
|
|

Teny iditra1 voafafy
Fototeny  2fafy
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4sown, scattered. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5où l'on a semé, sur quoi l'on a répandu, jeté, lancé; qu'on a semé, répandu, jeté. [1.3#136]
Ohatra  6 Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin' ny vatolampy; [2.996#]
7 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny; [2.470#]
Tovy hevitra  8finafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12