|
|
|
|

Teny iditra1 voaetry
Fototeny  2etry
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4abaissé , humilié. [1.3]
Ohatra  5 Dia voaetry teo anoloan' ny zanak' Israely ny taranak' i Amona. [2.996]
Haiendriteny 
6 Ny lasa :

Fivaditsoratra  7 aveotry, 8 voaetry, 9 voatery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12