|
|
|
|

Teny iditra1 voabanga
Fototeny  2banga
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4édenté, ébréché. [1.3#73]
Ohatra  5 hihorohoro ny mandanao noho ny fikorodondrodon' ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodia sy ny kalesy, raha miditra eo amin' ny vavahadinao tahaka ny olona miditra amin' ny tanàna izay voabanga izy. [2.996#33.026.010]
Tovy hevitra  6binanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12