|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vitsikazo |
| Singan-teny | 2vitsika, 3hazo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6termite.
[1.3] |
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 8 votry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|