|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vilona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana iantsoana ny ahitra maitso fihinan' ny biby: Mirao-bilona ny omby aman' ondry.
[1.1] 4ahitra fihinan'ny biby. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5grass cut for forage, hay.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6herbe coupée comme fourrage, foin.
[1.8] 7fourrage. [1.13] 8Nom générique des herbes vertes susceptibles de servir de fourrage aux animaux. 9D'où vilom-bary : riz en herbe qu'on donne comme fourrage aux animaux. 10D'après Malzac, au figuré : herbes qu'on mange crues : salades, cresson, oignons verts.. [Merina] [1.196] [VIlo] 11fourrage vert, plantes recherchées par les boeufs. [Sakalava] [1.196] |
| Ohatra |
12 Ambolena vilona manokana izy.
[2.117#]
13 Mandinika ny vilona nohaniny izy roalahy niasa tontolo andron' ny omalin' iny. [2.470#] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 vilona |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19Leersia hexandra Sw.
20(Poaceae). 21L'une des meilleures Poaceae fourragères spontanées.. [Betsileo, Merina] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 23 vilona |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25Tina fulvinervis Radlk.
26(Sapindaceae). 27D'après les forestiers malgaches, cet arbuste ressemble par ses feuilles Fabaceae et sa pubescence rousse au sefa, un cnestis (Connaraceae) considéré comme très toxique ; symbole de la mort. 28C'est pourquoi le tina est appelé velona : symbole de la vie. 29Son infusion est administrée aux hommes qui prennent une nouvelle épouse.. [Betsimisaraka Atsimo] [1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 31 linova, 32 lovina, 33 vilona, 34 volany, 35 volina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|