|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 viliantsahona |
| Singan-teny | 2vilia, 3sahona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin' ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely ny raviny ary fanaon' ny olona ody tazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6(« assiette de grenouille »).
7Nom donné à diverses plantes aquatiques dont les feuilles ressemblent plus ou moins à des assiettes ; feuilles rondes. 8Ce sont surtout suivant les dialectes :. 9Hydrocotyle superposita Baker, Hydrocotyle tussilaginifolia Baker et Hydrocotyle umbellata L. 10(Araliaceae). [Merina] 11Hydrocotyle bonariensis Lam. 12(Araliaceae).. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|