|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vifotsy |
| Singan-teny | 2vy, 3fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-by manify fanaovana siny, zinga, maharitrafo, sns.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6tinplate.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7fer-blanc.
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Voambolana | 8 Simia |
| Tsipelina hafa | 9vy fotsy |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11Randzavola: vifotsy ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
| Fivaditsoratra | 12 vifotsy, 13 vy fotsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|