|
|
|
|

Teny iditra1 vidio
Fototeny  2vidy
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vidina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#832]
Ohatra  4 Ity mba vidio ho anao, ry Ingahy lehibe, fa manahirana ahy indray [2.587#]
5 vidio na takalozy, fa raha tsy izany ho tany maty tsy hahasoa na iza na iza io. [2.472#152]

Fivaditsoratra  6 diovy, 7 vidio

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12