|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vidina |
| Fototeny | 2vidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io.
5Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io. [1.1] |
| Ohatra |
6 Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11andro vidina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 vidina, 14 vinady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|