|
|
|
|

Teny iditra1 very rariny
Singan-teny  2very, 3rary
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5lany fotoana foana, lany fotoana amin'ny tsinontsinona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6who has wasted his time. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qui a perdu son temps. [1.3, 1.8]
Tovy hevitra  8very andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12