|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 velon-dray |
| Singan-teny | 2velona, 3ray |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5whose father is living.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6dont le père est encore vivant.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Indraindray valo lahy no alefa, fito lahy miampy ilay velondray velon-dreny, dia hoy ny mpitso-drano
[2.436#30]
|
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 9 velondreny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|