|
|
|
|
Teny iditra
1
veloma soava tsarà
Singan-teny
2
ve
lo
ma
,
3
so
a
va
,
4
tsa
rà
Sokajin-teny
5
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
6
sady fanaovam-beloma no firarian-tsoa.
[
1.1
]
Voambolana
7
Teny fanajana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12