|
|
|
|

Teny iditra1 velively
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin). [1.3#824]
Ohatra  5 Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]
6 Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 levilevy, 9 velively

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11