|
|
|
|
Teny iditra
1
vazavaza
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Antsoantso mafy; hirahira mafy tsy misy laniny ary tsy hita izay mahatsara azy.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mivazavaza
Matoantenin' ny iharana :
5
vazavazaina
,
6
vazavazao
,
7
voavazavaza
Matoantenin' ny fameno :
8
ivazavazàna
Anarana :
9
fivazavaza
,
10
fivazavazana
,
11
mpivazavaza
Mpamaritra :
12
mahavazavaza
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19