|
|
|
|

Teny iditra1 fivazavaza
Fototeny  2vazavaza
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona mivazavaza, izany hoe miantsoantso mafy, mikiakiaka, matetika mari-pahatezerana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12