|
|
|
|

Teny iditra1 vava lalana
Singan-teny  2vava, 3lalana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana. [1.1]
Ohatra  6 Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray. [2.508#]

Fivaditsoratra  7 valavalana, 8 vava lalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12