|
|
|
|

Teny iditra1 vandana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy..
4Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5spotted, speckled, of mixed colors; cf.
6sada. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7moucheté, marbré. [1.8]
Ohatra  8 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02