|
|
|
|

Teny iditra1 vato tsindry hahazana
Singan-teny  2vato, 3tsindry, 4hahazana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary.
7mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11