|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hahazana
Fototeny  2hahy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4to be dried by exposure to the sun. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 hahazana
Fototeny  12hahy
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15the things exposed to the sun or air.. [1.2]
16things put out in the sun to dry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17le séchoir. [1.3#205]
18ce qu'on met à sécher au soleil. [1.8]
Ohatra  19 Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba; [2.587#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02