|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vato namelan-kafatra |
| Singan-teny | 2vato, 3amelana, 4hafatra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza ireo olona mahatana tsy miova izay teny napetraka taminy, olona nametrahana teny ka tsy manova izany.
[1.1#398#1018] 7litéralement pierre sur laquelle a été gravé un testament ; figuré: fidèle exécuteur testamentaire, sur qui reposent les dernières volontés de quelqu’un, surtout des rois. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|