|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amelana |
| Fototeny | 2vela |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#822] |
| Ohatra |
4 Mpiambina I: Aza amelana mihitsy, ry mpanjaka!
[2.587#]
5 Tratran' ialahy marina fa aza amelana, hoy ny tovolahy. [2.643#] 6 lanareo mpitondra tenin'Andriana, dia tsy azonareo amelana ny teny entinareo. [2.298#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11vato namelan-kafatra |
| Fivaditsoratra | 12 alamena, 13 alemana, 14 amelana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|