Teny iditra | vatomanga | |
Singan-teny | vato ; manga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-batosoa manga mahafinaritra ny lokony [1.1] | |
Ohatra | Ny kavina dia kavim-boahangy, kavina vatomanga na maitso, dia somotraviavy, fa ny kavin-tsotra no ankabeazany.
[1.437] | |
Fivaditsoratra | tavomanga, vatomanga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20 |