|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vato ateli-mamba |
| Singan-teny | 2vato, 3atelina, 4mamba |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza zavatra afoy, tsy misy hevitra ny hahazoana azy intsony; enti-milaza ny tenin' olona efa ho faty izay tsy maintsy tovina tanteraka, na koa teny na tsiambaratelo tanana mafy tsy atao misy mahalala.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7C' est comme la pierre avalée par le caïman.
8Les Malgaches croyaient qu' au commencement de la saison sèche les caïmans avalaient une pierre qu' ils gardaient jusqu' à la saison des pluies ; ce proverbe se disait des paroles bien et exécutées fidèlement, de l' exécution des dernières volontés de en général des promesses et des conseils qu' on voulait conserver à jamais.. [2.415#3186] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|