|
|
|
|

Teny iditra1 vatasarihana
Singan-teny  2vata, 3sarihana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5karazana vatakely narafitra hifampiditra amin' ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy. [1.1]
Tsipelina hafa  6vata sarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02