|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vary asara |
| Singan-teny | 2vary, 3asara |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5vary ambolena amin' ny Zanvie (amin' ny tapany avaratra andrefana).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6dans l'ouest malgache, riz de saison des pluies.
[1.5] 7(asara : mois des grandes pluies) riz avec repiquage en novembre / décembre et récolte en mai. [1.196] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|