|
|
|
|

Teny iditra1 variteloventy
Singan-teny  2vary, 3telo, 4venty
Sokajin-teny  5 anarana
Ohatra  6 Ny variteloventy no fanao rakitra. [2.649#]
7 Loso no vakim-bola lehibe indrindra, ary variteloventy no kely indrindra. [1.437#]
Voambolana  8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02