|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 variraiventy |
| Singan-teny | 2vary, 3iray, 4venty |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Anaran' ny vakim-bola kely indrindra.
7mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8le poid d'un grain de riz.
9la sept-cent-vingtième partie de la piastre. 10très peu, une minime partie, un rien. [1.3#813] |
| Ohatra |
11 ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana
[2.48]
12 nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587#] |
| Voambolana | 13 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|