|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varimbariana |
| Fototeny | 2variana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4absorbed in something; distracted.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5distrait, absorbé.
[1.8] |
| Ohatra |
6 varimbariana anefa Rabery tamin' ity tolakandro ity.
[2.499#]
7 Toraka izany koa izay tsy mampandry sofina fa varimbariana amin-javatra na mandefa eritreritra lasan-davitra. [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|