|
|
|
|

Teny iditra1 varifitoventy
Singan-teny  2vary, 3fito, 4venty
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7le poids de sept grains de riz; cinq centimes. [1.3#813]
8sens concret : poids de 7 grains de riz, figuré : division ancienne de la piastre d'argent, environ 5 centimes. [1.196]
Ohatra  9 Aza maka na dia varifitoventy aza amin' izay fananana navelan-dRabery. [2.499#]
10 Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Voambolana  11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02