Teny iditra | varanga | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1] | |||
Teny iditra | varanga | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1] | |||
Voambolana | Toe-karena: hanina | |||
Kamban-teny |
| |||
Tsipelina hafa | varangan-kena | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |