|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vantany vao |
| Singan-teny | 2vantany, 3vao |
| Sokajin-teny | 4 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé).
[1.3] |
| Ohatra |
7 vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna
[2.470]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|