|
|
|
|

Teny iditra1 vantano
Fototeny  2vantana
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vantanina [Fitanisana]
Ohatra  4 vantano io trano io, dia ho tratranao ao izy (Allez droit à cette maison, et vous l'atteindrez là) [1.3]
5 vantano izay lazainao fa aza matahotra (Dites clairement, simplement ce que vous avez à dire, et n'ayez pas peur) [1.3]
6 vantano ny teninao fa aza safarina [1.1]

Fivaditsoratra  7 vantano, 8 vontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10