|
|
|
|

Teny iditra1 vantanina
Fototeny  2vantana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aleha tsy mivilivily: Novantanin' ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny.
5Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza safarina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6où l'on va droit, qu'on attaque de front, qu'on exprime clairement. [1.3]
7où l'on va droit. [1.8]
Ohatra  8 Marary maro no tsy maintsy vantanina satria tsy vitsy rahateo no tonga avy amin' ny tanàna akaikikaiky kokoa noho ny an-dRainitoandro mivady. [2.470]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02