|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valopolo |
| Singan-teny | 2valo, 3folo |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
5Eighty.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Quatre-vingt.
[3.1] |
| Isam-pirenena |
780.
[3.1] |
| Ohatra |
8 Nisy valopolo ihany ny vola tany amin' I Dada.
[2.472]
|
| Voambolana | 9 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny isa |
| Lahatsoratra | 11Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|