|
|
|
|

Teny iditra1 vaky tampona
Singan-teny  2vaky, 3tampona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sori-bolo mahitsy eo antampon-doha (mifanohitra amin' ny sori-bilana, izay tsy eo afovoany an-tampon' ny loba fa amin' ny ilany havia na havanana). [1.1]
Tohi-kevitra  6sori-bilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02