|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vakisova |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-tononkira tshnihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava.
4(Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny..."). [1.1] |
| Tovy hevitra | 5vakisaova |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|