|
|
|
|

Teny iditra1 vakisaova
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-tononkira tsimihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava.
4(Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny..."). [1.1]
Tovy hevitra  5vakisova

Fivaditsoratra  6 vakisaova, 7 voasavika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12